Teny iditra | ory ampiana | |
Singan-teny | ory ; ampiana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny vadibe izay malahelo raha manampy vady masay ny lehilahy vadiny [1.1] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ory ampiana io | |
Fivaditsoratra | mpiaoriana, ory ampiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |